Fitsipika (règlement)
1- Tsy atao mihoatra ny 2mn ny horonantsary (durée max vidéo: 2mn)
2- Fandraisana anjara iray ihany ho an'ankizy iray (1 seule participation)
3- Horonantsary ahitàna sy ahenoana ilay ankizy mandray anjara. Afaka misy olon-kafa raha ilaina. (le participant doit figurer et se faire entendre dans la vidéo. D'autres acteurs/figurants acceptés)
4- Ny mahazo ny loka dia ilay nisoratra anarana irery ihany (Le gagnant est uniquement celui dont le nom est sur le formulaire)
5- Tsy maintsy misy sonia ny Ray na ny Reny ny fisoratana anarana eto (signature de l'un des parents est exigée)
6- Hatramin'ny 31/08/2025 @20h00 ny lalao (deadline 31/08/2025 @20h)